![]()
Nitrangana lozam-pifamoivoina nahatsiravina teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, afakomaly tokony ho tamin’ny 12 ora antoandro. Moto roa nifandona teo amin’ny fiolahan-dalana eo Tanambao Andranolava. Vokany, maty tsy tra-drano ireo roa lahy mpitondra moto nifanena. Fantatra tamin’ny fanadihadiana fa nihazo an’i Mahajanga ny moto iray raha avy any Manerinerina kosa ny iray hafa. « Samy tsy tafavily tamin’ny […]