![]()
Fifanampiana sy fifampitsinjovana. Nozaraina fitaovam-pianarana izay ilaina rehetra mandritra ny fanadinana, miampy arotava sy sokôlà ireo mpianatra taona fahadimy, ao amin’ny EPP Antetezanafovoany, ny asabotsy maraina teo. Avy amin’ireo mpiara-miasa akaiky ao amin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina ireo ka samy nandray an-tanana ny fiahiana ireo mpianatra ireo mpikambana ao amin’ny ekipa teknika sy ny […]