Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Adiny valo vao tafavoaka ny razana: roa lahy maty tototry ny tany tao an-davadrano

$
0
0
Niditra an-tsehatra hatramin’ny mpitandro filaminana nanampy nisokitra ireo roa lahy tototry ny tany tao an-davadrano. Teo am-panamboarana lavadrano izy ireo izao niharan-doza tampoka izao, ny zoma teo tany Ambohidavaka, Antsirabe. Lehilahy roa indray niara-maty tao anaty lavadrano, ny zoma lasa teo tao Ambohidavaka-Antsirabe. Teo am-panatsarana ny lavadrano ny talen’ny EPP iray ao Antsirabe sy ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>