![]()
Nanolotra fitaovana entina miaro tena amin’ny valanaretina ho an’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny ONG Direct’Aid avy any Koweït. Nahitana arovava miisa 75.000 sy gel hydroalcoolique 30.000 isa, fitaovana fitsapana hafanana 200 isa ary akanjo fiarovana 2.800 izany fanampiana izany. Natolotra mivantana teny amin’ny CCO Ivato izany, ny faran’ny herinandro teo. Nampanantena ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka fa […]