![]()
Nanafika tokantrano iray tao Malaza, Ambohimanga rova ny andian-jiolahy. Namaly azy ireo tamin’ny tsindron’antsy ny tompon-trano, maro tamin’ireo jiolahy naratra, iray kosa voa mafy. Tsy nisy ny zavatra very. Nitrangana fanafihana teny Antananarivo Avaradrano. Jiolahy nanao andiany efa ho 10 nirongo fitaovam-piadiana toy ny basy vita gasy sy famaky, nanafika tokantrana mpandraharaha iray tao Ambohitrakely, […]