Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Hopitaly: tsy azo vangina intsony ny marary

$
0
0
Sokajina ho anisan’ny olona marefo ny marary eny amin’ny hopitaly na ireo mpiteraka na ny zaza teraka. Manomboka izao, tsy tokony hisy mpamangy intsony ny marary. Ireo mpanatitra sakafo na manatitra fanafody ihany sisa tokony ho tafiditra eny amin’ny hopitaly. Fantatra izany nandritra ny tatitra nataon’ny profesora, i Vololontiana Hanta, omaly. Manana ny fandaminany ireo […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>