Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Feno dian’antsy ny vatany: mpandraharaha novonoina, hita tao anaty kirihitr’ala ny fatiny

$
0
0
  Tsy mandry fahalemana i Toamasina na eo aza ny fihibohana sy ny tsy fahafahana mivezivezy amin’ny alina. Mirongatra izaitsizy ny asan-jiolahy any an-toerana, mpandraharaha maty nisy namono, ny asabotsy teo tao Barikadimy Toamasina… I Mana Jean Richellin, 53 taona, ity mpandraharaha maty nisy namono ity. Raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana, ny alahady […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>