Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Jly Richard Rakotonirina: “Madagasikara rakotr’ala no tanjona”

$
0
0
“Mandray anjara goavana amin’ny fanatanterahana ny fampandrosoana maharitra sy fiarovana ny tontolo iainana ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena mba hanatrarana ny tanjona fandrakofana ala an’i Madagasikara”, hoy ny minisitry ny Fiarovam-pirenena Richard Rakotonirina nandritra ny fambolen-kazo teny Tsimahabeomby Imerintsiatosika, omaly. Tonga nanotrona ny fianakaviamben’ny minisitera koa ireo mpikambana ao amin’ny komity teknika mpanomana ny fetim-pirenena 26 jona […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>