![]()
Nahafaty olona iray indray ao Frantsa ilay aretina Covid-19. Ny nahataitra ny mponina any an-toerana, tsy niserana na kely akory aza, tany amin’ireo firenena na toerana ahitana ny aretina ity olona maty ity kanefa izao narary sy tonga amin’ny fahafatesana izao. Namoy ny ainy vokatry ny nahazoany ilay tsimokaretina coronavirus, afakomaly alina tao amin’ny hopitaly […]