Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Vovonan’ny holafitry ny fahasalamana : tokony hatoky ny mpitsabo ny vahoaka

$
0
0
Holafitra fito ny nitondra fanazavana momba ny fanenjehana mpitsabo sy mpiasan’ny fahasalamana. “Aleo hamarinina ny vaovao vao avoaka fa mitarika savorovoro sy tsy fahatoniana”, hoy ny fiangaviana.   Eo anatrehan’ny fanaratsiana mpitsabo sy mpiasan’ny fahasalamana (mandritra ny fanatanterahany ny asa) ao anatin’ny tambajotra serasera sy amin’ny haino aman-jery samihafa, eo koa ny fitoriana eny amin’ny manampahefana, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles