Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Gazety Taratra : nahavita ny fianarana asa Randriamamonjy Vicky

$
0
0
vicky

Rehefa nandalo ny « rubrique » « Fanatanjahantena », « Fiarahamonina » ary « Kolontsaina », nahavita soa amantsara ny fianarana asa teto anivon’ny gazety Taratra Randriamamonjy Vicky Phan Can, mpianatra taona faha-3 ao amin’ny ESSVa Antsirabe, sampana fanaovan-gazety. « Nahazoako traikefa ny fito herinandro tato amin’ny Taratra. Manampy betsaka ahy amin’ny fianarako… », hoy izy. Nankasitraka ny fiarahana ihany koa ny mpiara-miasa eto amin’ny gazety Taratra. Tongava amin’ny tanjona irina ry zandry !

HaRy Razafindrakoto

 


Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>