![]()
Tsy mety fay! Ankoatra ny halatra taolam-paty, mirongatra indray koa ny halatra lakroam-pasana vita amin’ny vy amin’izao fotoana izao. Tsy fantatra mazava hoe atao inona izy ireny. Lasan’ireo mpangalatra avokoa ny ankamaroan’ireo lakroam-pasana ao Boanamary Mahajanga… Nidoboka avy hatrany am-ponja rehefa avy natolotra ny fampanoavana ireo jiolahy telo (nahitana vehivavy iray) voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny […]