Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Mendrika tamin’ny bakalorea: nomena valisoa ireo mpiadina 22

$
0
0
Nankasitraka manokana ireo mpianatra mendrika 22 nahazo salanisa ambony indrindra tamin’ny fanadinana bakalorea farany teo ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika, omaly teny Anosy. Iray isaky ny faritra no tonga teto an-dRenivohitra, nanomboka ny herinandro lasa teo. Afaka tao anatin’ny fihodinana voalohany avokoa izy 22 mianadahy, 15 taona ny zandriny indrindra avy any Alaotra […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles