![]()
Voalohany izao ny ao amn’ny minisiteran’ny Fanabezam-pirenena, fampianarana teknika sy fanofanana arakasa (MENETP), mankasitraka ireo mpianatra voalohany tamin’ny fanadinana baccalauréat farany teo. Ireo 22 voalohany avy amin’ny faritra 22 nomena fankatsitrahana avy amin’ny tetikasa « Sangany » ho fampirisihina azy ireo hanao bebe kokoa sy ifandraisana eo amin’ny samy faritra. Ao anatin’izany tetikasa « Sangany » izany ny fanatevenana […]