Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Ambany tetezan’i Behoririka: vita ny loko famantarana amin’ny arabe

$
0
0
Nofaritana mazava amin’ny loko voatokana ny arabe hamantarana ny faritra ho an’ny taxi-be eo ambany tetezan’i Behoririka. Ho hentitra ny fampanajana io faritra io tsy hisian’ny fitohanana maharitra loatra eo an-toerana. Teritery rahateo io arabe eo ambany tetezana io ka mila kingakinga ireo taxi-be manala olona sy mampiditra mpandeha eo. Mandalo eo ambany tetezan’i Behoririka […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>