Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Fanambaran’ny minisiteran’ny Fiarovana: mampitandrina ireo minia misoloky amin’ny facebook

$
0
0
Nanamafy hatrany ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena hisorohana ny fampitam-baovao tsy ofisialy sy tsy marina eny anivon’ny tambajotran-tsosialy facebook fa tsy pejy ofisialy ary tsy ara-dalàna ny pejy mitondra ny anarana hoe “Tafika malagasy” sy ny fampiasana ny sary famantarana…. Tsy nahazoana alalana avy amin’ny tompon’andraikitra eo anivon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena (MDN) sy ny Etamazaoro jeneralin’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>