Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Fampianarana: mitohy ny CEPE, tsy misy fialan-tsasatra amin’ny fahavaratra

$
0
0
Nisantarana ny taom-pianarana 2017-2018 ny fampiharanan ny tetipivoarana ho an’ny fanabeazana, PSE 2017-2021 manomboka amin’ny akany fibeazana hatramin’ny ambaratonga ambony. Nakisaka tsikelikely ihany koa ny tetiandro ho an’ny taom-pianarana hahatratra ny tanjona miditra ny volana marsa ary mijanona ny volana desambra ny fampianarana amin’ny ambaratonga telo (EPP-CEG ary lycée). Ny taom-pianarana 2018-2019, ny volana novambra […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles