![]()
Mandritra ny enina herinandro, hizarana pilifera ny mpianatra amin’ny EPP fito ao anatin’ny fokontany 15 (ahitana an’i 67 ha Avaratra Atsinanana, Antohomadinika IIIG Hangar, Antohomadinika, Andavamamba Anjezika…) iasan’ny Action contre la Faim (ACF) eto Antananarivo. Ho an’ny EPP 67 ha, nahazo izany ny mpianatra 929 manomboka amin’ny kilasy 11ème ka hatramin’ny 7ème taorian’ny fihinanana ny […]