Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Sehatra ifampivoarana: fifampizarana mahomby amin’ny lohahevitra dimy

$
0
0
Ankoatra ny tohana ara-bola omena ny fianakaviana mpisitraka, misy ny sehatra ifampivoarana sy ifampitaizana hahazoana fiovam-pihetsika mitondra tombontsoa sy hampahaleo tena ny vehivavy iarahana ihany amin’ny FID. Ho an’ny vatsin’Ankohonana, mikambana ao anaty vondrona ny mpahazo tombontsoa ka mifidy reny iray ho mpitarika azy. 25 ny olona tarihin’ny reny iray. Mahazo fiofanana ilay reny mavitrika […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>