Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

MDN: napetraka ireo fitaovana raitra hoenti-miady amin’ny tsy fandriampahalemana  

$
0
0
  Napetraka amin’ny fomba ofisialy, omaly eny amin’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena (MDN) Ampahibe, ireo fitaovana vaovao harifomba ara-kajy mirindra hiadiana manokana amin’ny tsy fandriampahalemana. Tonga nitsidika sy nijery ny fomba fampiasana izany ny mpikambana eo anivon’ny governemanta notarihin’ny Praiminisitra Ntsay Christian, notronin’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Rakotonirina Léon Richard, sy ireo mpiara-miasa aminy. Niaiky ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>