![]()
Mahazo vahana ao Toamasina ny fandrenesana olona roa mpifankatia mandeha anaty trano fandraisam-bahiny ka ahahenoana fahafatesana hatrany. Raim-pianakaviana iray 38 taona manambady aman-janaka no maty teo am-panaovana firaisana ara-nofo niaraka tamin’ny sakaizany… Tao amin’ny trano fandraisam-bahiny iray ao Morafeno ny nahitana ity raim-pianakaviana namoy ny ainy ity. Manambady aman-janaka ity niharam-boina ity kanefa nitondra ny […]