Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Fifanjevoana, fifanosehana tetsy Mahamasina: 16 namoy ny ainy, 80 mahery naratra

$
0
0
  Araka ny loharanom-baovao voaray avy eny amin’ny sampana vonjy aina HJRA Ampefiloha, halina tamin’ny 7 ora sy sasany, 16 no namoy ny ainy, 80 mahery kosa no naratra. Io no vokatry ny fifanjevoana sy fifanosehana teo amin’ny vavahadin’ny Kianjan’i Mahamasina, omaly, taorian’ny nahavitan’ny matso.  Semban-drahona indray ny fankalazana ny fetim-pirenena.   Horakoraka, hikiaka, ranomaso, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>