![]()
Noraisim-potsiny ireto andian-jiolahy malaza ratsy amin’ny fanafihana mitam-piadiana ao Toamasina ireto. Ry zalahy ireto no tompon’antoka tamin’ny fanafihana mpamongady iray tao an-toerana ka nahaverezana vola 10 tapitrisa Ar. Voasambotry ny polisy, ny alarobia 5 jona 2019 tao Toamasina ny andian-jiolahy miisa dimy tompon’antoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana sy famakiana tranon’olona ao Toamasina. Raha tsiahivina ny zava-nitranga talohan’izao, araka […]