![]()
Distrika fahatelo nitondran’ny fikambanam-behivavy manana fahasembanana eto Madagasikara (Afham) ny seho hanoherana ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy manana fahasembanana ny tao Ambatolampy, ny alarobia lasa teo tao amin’ny lapan’ny Tanàna. Nampahafantarina tamin’ny alalan’ny dihy, tantara an-tsehatra ny zavatra iainan’ny vehivavy manana fahasembanana ao anatin’ny fianakaviana, fiarahamonina ary amin’ny tontolon’ny asa, araka ny fanazavan’ny filoha nasionalin’ny […]