![]()
Notontosaina teny amin’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena eny Ampahibe, omaly ny fifanaovan-tsonia fanavaozam-piaraha-miasa teo amin’ny orinasa Rio Tinto QMM-SA sy ny Tafika Malagasy, ny zandarimariam-pirenena ary ny polisim-pirenena. Nisy ny famelaberan-kevitra sy ny fampahafantarana ny andraikitra raisin’ny orinasa “QMM” teto Madagasikara. Niroso tamin’ny fanaovan-tsonia ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny taorian’ny famelabelaran-kevitra, nahitana ny tale jeneralin’ny orinasa QMM, Ny Fanja […]