Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Nohitsahina minibus tapaka ”frein”: nipotsaka ny lohany, maty tsy tra-drano ilay zaza

$
0
0
   Zazakely vao herintaona sy tapany ity tra-doza tetsy Mahazo, omaly tolakandro ity. Fiarakodia mini-bus Mazda tapaka “frein” no nifaoka azy teo amoron-dalana. Maty tsy tra-drano ilay zaza, satria ny lohany mihitsy no voahitsaka. Tranga nahavaky fo ny maro… Nampihoron-koditra! Izay no azo ilazana ity loza mahatsiravina nitranga teny Mahazo, omaly hariva tamin’ny 4 ora […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>