![]()
Tratran’nty ladoany teny Andoharanofotsy, ny 25 mey teo, i Lusinga Adam Martin na Papa Freddy, Afrikanina Tatsimo, lohany amin’ny fanaovana trafika zava-mahadomelina « héroïne ». I Papa Freddy, izy ny tompon’antoka tamin’ilay “héroïne” 41 kg sarona tany Toamasina ny 22 avrily lasa teo. Miainga avy any Tanzania io zava-mahadomelina io, ampidirin’i Papa Freddy any Mahajanga, any Nosy […]