![]()
Manao tohivakana ny fahatrarana ireo andian-jiolahy mpamaky trano gaigilahy nampitondra faisana ny tao an-dRenivohitry ny faritra Atsinanana taorian’ny fahatrarana ireo andian-jiolahy namaky tranombarotra mpamongady sy ny acces banque… Andian-jiolahy miisa dimy raindahiny amin’ny vaky trano no tratran’ny polisin’ny Fip tao amin’ny fokontany Vohitsara sy Depot 4 ao Toamasina, ny alarobia lasa teo. Vaky trano sy […]