Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Ady amin’ny herisetra: manatrika fivoriana any Oslo Rajoelina Mialy

$
0
0
Nisokatra, omaly any Oslo ary haharitra roa andro, ny fivoriana iraisam-pirenena hanafoanana ny herisetra mifandray amin’ny maha lahy na maha vavy sy ny herisetra momba ny fananahana. Mandray anjara amin’ny fivoriana ary misolo tena ny Malagasy ny vadin’ny filoha, Rajoelina Mialy, sy ny solontenan’ny Tahirin’ny Firenena mikambana momba ny mponina miasa eto amintsika. Misy ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>