Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Nirefodrefotra antoandrobe ny basy: maty voatifitry ny polisin’ny Fip i Talata, jiolahy raindahiny

$
0
0
Nitana ny teny nomeny, araka ny fampitandremana efa nataony tokoa ny mpitandro filaminana ao Toamasina fa tsy hitsitsy manoloana ny firongatry ny asan-jiolahy. Vokany, maty voatifitry ny polisin’ny Fip, omaly antoandro i Talata Zafy, raindahiny amin’ny fanafihana kioska. Voasambotra taorian’izay ny namany iray hafa. Nirefodrefotra nandritra ny adiny iray ny poa-basy nandritra ny fifampitifirana teo […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>