Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Raharaha fakana an-keriny: serzà-sefo nahatrarana basy, grenady, bala

$
0
0
Bala marobe, grenady mahery vaika, basy PA… Santionany amin’ireo fitaovam-piadiana mahery vaika tratra tany amin’ireo jiolahy nikasa hanao kidnapping tratran’ny zandary. Anisan’ny atidohan’izany ny Serzà-sefo…  Mazava izao fa tena mpitandro filaminana ny ankamaroan’ny ao ambadiky ny raharaha fakana an-keriny. Voasambotry ny zandary ny jiolahy telo, voarohirohy amina raharaha fakana an-keriny ka serzà-sefo ny iray amin’izy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles