![]()
Naneho ny alahelony. « Takinay ny hanafainganana ny fitsarana anay satria maro ireo efa notanana elabe tety. Ao koa ireo efa zokiolona nefa atao tsinontsinona amin’ny fihazonana azy. Maro ireo antontan-taratasy efa niakatra tany amin’ny fandravana didy nefa tsy misy tohiny. Ny sasany aminay, tsy meloka akory nefa tanana aty”, hoy ny solontenan’ireo vehivavy voafonja, teny […]