![]()
Nisehoana haintrano ny fokotontany Anosibe Andrefana II, omaly, tokony ho tamin’ny 9 ora sasany maraina. Trano miisa 21 ireo may, nahitana trano hazo 18 ary trano biriky telo. 32 ireo ankohonana traboina noho ny haintrano tamin’izany, ahitana olona miisa 157. Tsy mbola fantatra ny antony nahatonga ny loza. Raha ny filazan’ny olona, afo niainga avy […]