![]()
”Tsy navotsotra, araka ny feo mandeha, ireo zandary voarohirohy tamin’ny fahafatesan’ny Mompera Nicolas sy ilay sinoa teny Mahitsy”. ”Zandary 10 no voasambotra sy efa naiditra am-ponja vonjimaika, tao anatin’ny roa herinandro, noho ny firaisana tsikombakomba amin’ny fikambanan-jiolahy”. Ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena, ny Jly Ravalomanana Richard no nanambara izany, omaly. « Miisa 10 sahady ireo zandary […]