![]()
Tratran’ny mpiasan’ny ladoany, teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny mpanao basikety kongoley iray, ny asabotsy 16 febroary teo tokony ho tamin’ny 4 ora maraina, nitondra rongony sy menaka rongony. Tao anaty tavoahangy kely 30 ml miisa efatra ireo menaka, ary tao anaty sakaosy an-tanana ny rongony. Mitentina 1 101 316 Ar ireo zava-mahadomelina ireo. Niditra teto amintsika, […]