![]()
Nampihoronkoditra ny fihetsika feno habibiana vitan’ity tovolahy vao 27 taona ity tany Ambalavao Tsienimparihy, ny herinandro teo. Mamomamo izy ka nokapakapainy ny antsy lava ny mpiray tampo aminy sy ny reniny niteraka azy… Niditra tao an-tranon’ny reniny ity tovolahy antsoina hoe Tafita ity sady efa mamomamo izy tamin’io fotoana io, araka ny tatitra nampitain’ny polisy […]