Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Mody nofaina ny fiara: novonoina ny mpamily ary nalevina tanaty ala

$
0
0
Nampihoron-koditra! Voasambotry ny polisy misahana ny heloka bevava (BC) tany Mahavelona, distrikan’Ankazobe, ny zoma teo ireo jiolahy efatra tompon’antoka tamina halatra fiara narahina vonoan’olona feno habibiana… Niaiky ny heloka vitany ireto jiolahy efa-dahy ireto, nandritra ny famotorana nataon’ny polisy. Araka ny fampitam-baovao voaray, tao anaty tambajotran-tserasera “facebook” ny nifampiresahan’ireo jiolahy sy ny tompon’ny fiara Starex […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>