![]()
Tsy ny teratany vahiny ihany no misy maka an-keriny! Nisy naka an-keriny tany Isoanala, distrikan’i Betroka, ny alatsinainy teo tokony ny misasakalina, ny rangahy mpiandry ala efa misotro ronono. Tsy fantatra ny isan’ny olona naka an-keriny, raha ny fanazavan’ny zandary. Ny ampitson’ny fakana an-keriny, nitaky vola 12 tapitrisa Ar ireo jiolahy ho takalon’ity rangahy ity. […]