![]()
Vokatra tsara avokoa no azo tamin’ny fambolena tamin’ny tetikasa fambolena an-dRenivohitra, nokarakarain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), isaky ny EPP manerana an’ Antananarivo. Hita nisongadina tao anatin’izany, ny EPP Ampefiloha Ambodirano boriborintany fahefatra. Raha tsiahivina, iray volana lasa izay no nanomboka namboly ny ekipa avy tao amin’io EPP io, ka tonga amin’ny fotoam-piotazana ny vokatra izy […]