![]()
Tsy mbola nisy tratra ny jiolahy nitifitra nahafaty polisy tany Toamasina. Mandeha ny fikarohana, hatreto, saingy tsy mbola misy aloha ny voasambotra na mitana ny sain’ny maro any Toamasina ny nahafaty an-dRasolonanahary Jacques 35 taona, polisy miasa eo anivon’ny Unité d’Intervention Rapide (UIR) Toamasina, maty voatifitry ny basy kalachnikov teo am-podiana tao Tanamborizano ny maraimben’ny alahady teo. […]