Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Efa nigadra teny am-ponja: saron’ny polisy Ramiaramila sy ny namany

$
0
0
Noraisim-potsiny Ramiamiramila sy ny namany, jiolahy isan’ny ikoizana amin’ny fanendahana eny amin’ny faritra Ankadifotsy. Efa nigadra ity jiolahy ity, saingy nanohy ny asa ratsiny indray taorian’ny fivoahana ny fonja… Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’Antaninandro teny Ankadifotsy, ny faran’ny herinandro teo ireo jiolahy raindahiny amin’ny fanendahana tarihin-dRamiaramila sy ny namany. Araka ny fanazavan’ny polisy, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>