Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Seces Antananarivo: hanao fitokonana faobe ny mpampianatra sy mpandraharaha

$
0
0
  « Hiditra amin’ny fitokonana faobe ny mpandraharaha sy ny mpampianatra eny amin’ny oniversiten’Antananarivo, manomboka anio, rehefa tsy mety ho tonga saina ny mpitondra hamaly ny fitakiana ataon’izy ireo », araka ny fanambaran’ny filohan’ny Seces sampana Antananarivo, Ravelonirina Grégoire Sammy, omaly taorian’ny fivoriamben’ny mpikambana ao anatin’ny Seces Antananarivo. Efa nitokona rahateo ny mpandraharaha teny amin’ny Esplanade Ankatso […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>