![]()
Nirohotra sy nitokona sady nilanja sora-baventy manoloana ny biraon’ny zandary ao amin’ny GAPJ ao Maevatanàna, omaly antoandro ireo andian’olona anjatony, nitaky ny hamoahana ireo olona miisa 10 nosamborin’ny zandary noho ilay raharaha fanafihana taksiborosy tao Maevatanana… Nihorakoraka sy nivazavaza manoloana ny biraon’ny zandarin’ny GAPJ ao Maevatanàna ireto andian’olona marobe ireto noho ny fisamborana ireo olona […]