Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Tandindonin-doza… : ahina ho foana ny fizahantany mankany Menabe

$
0
0
 Tsy atokisan’ny vahiny intsony, indrindra ny mpizahatany, ny mitsidika an’i Madagasikara. Manjaka ny tsy fandriampahalemana, mipaka any amin’ny fizahantany ny asan-dahalo sy ny famonoan’olona. Loza mihatra! Vanim-potoana tena mahamaro ny mpizahatany, ankehitriny. Miantraika any amin’ny fizahantany koa anefa ny tsy fandriampahalemana eto Madagasikara, tsy voafehin’ny fitondrana sy ny tompon’andraikitra. Ankoatra ny asan-dahalo, ny fanafihana taksiborosy  […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>