![]()
Manoloana ilay fanafihan-dahalo nahafatesana mpamily mpitondra mpizahatany tao Mahabo Morondava, ny alahady teo, hisy ny fiaraha-mientan’ireo mpandraharaha mpisehatra ao anatin’ny fandraharahana momba ny fizahatany anio eny amin’ny lalana By-Pass ho fanoherana sy tsy fankasitrahana ny tsy fandriampahalemana. Higadona eto Antananarivo anio, araka izany, ny vatana mangatsiakan’Andriantsoa Richard Hery avy any Mahabo rehefa lavon’ny dahalo tao atsinanan’i […]