Toby ANS Ampefiloha: Ankizivavy iray traboina ahina ho matin’ny Covid-19
Ankizivavy iray traboina noraisina an-tanana tao amin’ny ANS Ampefiloha no maty ary ahina ho ny valanaretina Coronavirus no nitaraka izany fahafatesana izany, araka ny vaovao azo. Nidina an-tsehatra...
View ArticleTatitry ny Bngrc: Tafakatra an’hetsiny mahery ireo traboina
Araka ny tatitra navoakan’ny Bngrc, omaly, tamin’ny 4 ora tolakandro, efa tafakatra 129 719 ny isan’ireo traboina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Ana, izay niteraka rotsak’orana sy fahasimban-javatra...
View ArticleFanampiana ireo traboina: notoloran’Ambatovy vary 10 taonina ny CUA
Nanolotra vary 10 t ho an’ny CUA ny orinasa Ambatovy, omaly. Tafiditra ao anatin’ny ezaka fanampiana vonjy taitra ireo traboina vokatry ny rotsak’orana namely ny faritra maro manerana ny Nosy izany....
View ArticleFaharendrehan’ny sambo sy fandevenana faobe: mikorontana amin’ny matoatoa ny...
Isehoan-javatra hafahafa any Soanierana Ivongo, taorian’ilay loza an-dranomasina, nahafatesana olona efa ho 80 mahery iny. Zary mampikorontana ny rafi-piarahamonina any an-toerana ny fisian’ny...
View ArticleFitakiana vola sy fanaovana takalon’aina…: sarona ireo jiolahy mpaka...
Ravan’ny zandary ireo tambajotran-jiolahy mpaka an-keriny sady mpanao fanafihana mitam-piadiana ao amin’ny distrikan’Anjozorobe. Manoloana ny tranga fakana an-keriny misesy tao amin’ny...
View ArticleAmpitatafika: un Chinois retrouvé mort dans une rizière
Le corps sans vie d’un ressortissant chinois âgé de 52 ans, a été retrouvé dans une rizière d’Ampitatafika hier. Les éléments de la brigade criminelle de la police se sont rendus sur les lieux. Après...
View ArticleRapts à Anjozorobe: 14 suspects arrêtés
Les éléments du groupement de gendarmerie Alaotra Mangoro ont arrêté une dizaine de personnes ayant pris part à la série d’enlèvements survenue dans la région depuis le début de l’année. Des...
View ArticleMiandrarivo: ils ouvrent le feu pour voler un scooter
Vers 20 heures mercredi, un scootériste s’est fait voler son deux-roues dans le quartier de Miandrarivo Ambanidia. Les voleurs n’ont pas hésité à lui tirer dessus. Le scootériste a reçu une balle à la...
View ArticleAnôsy: la lutte contre le kere se poursuit
Trois centaines de familles vulnérables de la Commune rurale d’Agnalapatsy, district de Taolagnaro, ont bénéficié des aides alimentaires de la part de la communauté musulmane sunnite de Madagascar en...
View ArticlePlus de 400 écoles ravagées : le Men plaide pour l’accélération des travaux...
Les dégâts laissés par la première dépression tropicale de cette saison cyclonique, sont catastrophiques dans le domaine de l’éducation. Selon les statistiques, les fortes pluies ont ravagé plus de 400...
View ArticleGroupe Filatex: Elan de solidarité envers les sinistrés
Alors que le bilan des intempéries s’alourdit, les aides affluent. Dans un élan de solidarité envers les sinistrés, le groupe Filatex a répondu à l’appel lancé par le ministère de l’Industrialisation,...
View ArticleAide aux sinistrés de la CUA: 10 T de riz d’Ambatovy
Pour subvenir aux besoins les plus urgents des sinistrés accueillis dans les sites d’hébergement sous l’égide de la Commune urbaine d’Antananarivo Renivohitra, Ambatovy a remis 10 tonnes de riz à la...
View ArticleCoopération scientifique: lancement du LMI « Paysages »
Après le lancement du Laboratoire mixte international « Mikaroka », en 2019, qui étudie la biodiversité marine, un deuxième du genre appelé LMI « Paysages », qui abrite un observatoire collaboratif des...
View ArticleSaison cyclonique : Batsirai pointe le bout de son nez
Fallait-il s’attendre au pire ? En moins de 12 heures, la tempête Batsirai, située à plus 1.500 km des terres habitées, gagne en puissance pour passer au stade de cyclone intense. Pour le moment, il ne...
View ArticleEfa mihoatra ny 4m sy sasany: mitatao ny loza noho ny fiakaran’Ikopa, eny...
Omaly antoandro, mbola nitoetra ny filazana mena manambara loza mitatao amin’ny fandehan’ny rano telo amin’ireo lemak’Antananarivo lalovan’Ikopa, Sisaony ary i Mamba. 17 ny kaominina voakasika eto...
View ArticleTraboina – Distrikan’i Moramanga: nitondra ny anjara biriky ny orinasa Ambatovy
Tsy nitazam-potsiny ! Toa ireo orinasa sy fikambanana maro samihafa, nitondra ny anjara birikiny hamaliana ny filàna maika ho an’ireo traboina, vokatry ny fandalovan’ny andro ratsy ny orinasa Ambatovy,...
View ArticleBNGRC: nanampy ireo traboina ny METFP
Manao ranolava ny hetsika fiaraha-mientana. Nitondra ny anjara birikiny koa ny avy amin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy fanofanana arakasa (METFP). Tafiditra amin’ny fanampiana ireo mpiray...
View ArticleVokatry ny tondra-drano…: Sekoly 400 mahery simba sy potika, mpianatra 5000...
Anisan’ny voa mafy ny sehatry ny fampianarana nandritra ny rotsakorana be loatra niteraka safo-drano iny. 5000 mahery ireo mpianatra tsy afaka mianatra ary efitranon-tsekoly 400 mahery no nahitana...
View ArticleTapi-dalan-kaleha…: nitsoraka tao amin’ny ranon’Anosy ireo jiolahy
Natolotra ny fampanoavana omaly ireo jiolahy tompon’antoka tamina fisolokiana sy fandehana teny amin’ny faritra Anosy. Jiolahy iray voalohany tratran’ny polisy avy ao amin’ny PPA1 Ampefiloha, ny...
View ArticleFiakaran’ny rano: tafakatra 101 461 ireo traboina
Mijanona ho 39 hatrany ny isan’ireo namoy ny ainy vokatry ny fandalovan’ilay andro ratsy namela takaitra goavana tamin’ny faritra maro. Nitombo hatrany kosa ireo traboina, izay efa mahatratra 101 461,...
View Article